2 Mpanjaka 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nentin’ilay mpanompo niverina tany amin-dreniny àry ilay zazalahy. Dia nampofoin-dreniny izy mandra-pitataovovonan’ny andro, ary maty avy eo.+
20 Nentin’ilay mpanompo niverina tany amin-dreniny àry ilay zazalahy. Dia nampofoin-dreniny izy mandra-pitataovovonan’ny andro, ary maty avy eo.+