-
2 Mpanjaka 4:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nankany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra tany amin’ny Tendrombohitra Karmela izy. Raha vao nahatazana azy ilay lehilahin’Andriamanitra, dia niteny tamin’i Gehazy mpanompony hoe: “Iny ilay vehivavy sonemita!
-