-
2 Mpanjaka 4:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Mba mandehana mihazakazaka mitsena azy, dia anontanio izy hoe: ‘Salama ve ianao? Salama ve ny vadinao? Ary ilay zaza?’” Dia hoy ilay vehivavy: “Salama daholo izahay!”
-