2 Mpanjaka 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy ny renin’ilay zazalahy: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy hiala eto aho raha tsy miaraka amiko ianao.”+ Koa nitsangana i Elisa, ary lasa niaraka taminy.
30 Dia hoy ny renin’ilay zazalahy: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy hiala eto aho raha tsy miaraka amiko ianao.”+ Koa nitsangana i Elisa, ary lasa niaraka taminy.