2 Mpanjaka 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nialoha lalana azy ireo i Gehazy, ka nametraka an’ilay tehina teo amin’ny tarehin’ilay zazalahy. Sady tsy namoaka feo anefa ilay zaza no tsy nihetsika.+ Dia niverina nitsena an’i Elisa izy, ka nilaza hoe: “Tsy nifoha ilay zazalahy.”
31 Ary nialoha lalana azy ireo i Gehazy, ka nametraka an’ilay tehina teo amin’ny tarehin’ilay zazalahy. Sady tsy namoaka feo anefa ilay zaza no tsy nihetsika.+ Dia niverina nitsena an’i Elisa izy, ka nilaza hoe: “Tsy nifoha ilay zazalahy.”