2 Mpanjaka 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nantsoin’i Elisa i Gehazy, ka nilazany hoe: “Antsoy ilay vehivavy sonemita.” Dia nantsoiny ilay vehivavy. Rehefa tonga tao aminy izy, dia hoy i Elisa: “Raiso ny zanakao.”+
36 Ary nantsoin’i Elisa i Gehazy, ka nilazany hoe: “Antsoy ilay vehivavy sonemita.” Dia nantsoiny ilay vehivavy. Rehefa tonga tao aminy izy, dia hoy i Elisa: “Raiso ny zanakao.”+