2 Mpanjaka 4:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niverina tany Gilgala i Elisa. Nisy mosary tany tamin’izay.+ Ary nipetraka teo anatrehany ireo zanaky ny mpaminany,+ ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.” 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:38 Fandalinana, Boky 2,
38 Dia niverina tany Gilgala i Elisa. Nisy mosary tany tamin’izay.+ Ary nipetraka teo anatrehany ireo zanaky ny mpaminany,+ ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.”