-
2 Mpanjaka 4:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Nandoarana avy eo ilay lasopy mba hohanin’ny olona. Raha vao nihinana anefa izy ireo, dia nikiakiaka hoe: “Misy zavatra mahafaty ao am-bilany, ry lehilahin’Andriamanitra ô!” Tsy nahavita nihinana an’ilay izy àry izy ireo.
-