2 Mpanjaka 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nisy lehilahy iray avy any Bala-salisa,+ nitondra mofo 20 vita tamin’ny vary orza+ voaloham-bokatra. Nitondra voa vaovao+ iray kitapo koa izy. Nentiny ho an’ilay lehilahin’Andriamanitra ireo. Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo.”
42 Nisy lehilahy iray avy any Bala-salisa,+ nitondra mofo 20 vita tamin’ny vary orza+ voaloham-bokatra. Nitondra voa vaovao+ iray kitapo koa izy. Nentiny ho an’ilay lehilahin’Andriamanitra ireo. Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo.”