2 Mpanjaka 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.* 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.*