7 Raha vao voavakin’ny mpanjakan’ny Israely ilay taratasy, dia nandrovitra ny akanjony izy, ka niteny hoe: “Izaho angaha Andriamanitra ka mahay mamono na misakana olona tsy ho faty?+ Alefany atỳ amiko ity olona ity dia asainy sitraniko amin’ny habokany! Hitanareo fa mila ady amiko mihitsy iny!”