8 Raha vao henon’i Elisa, lehilahin’Andriamanitra, fa nandrovitra ny akanjony ny mpanjakan’ny Israely, dia naniraka olona nankany aminy izy mba hiteny hoe: “Nahoana ianao no nandrovitra ny akanjonao? Alefaso atỳ amiko izy, azafady, mba ho fantany fa misy mpaminany eto amin’ny Israely.”+