-
2 Mpanjaka 5:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nanatona azy anefa ny mpanompony, ka niteny taminy hoe: “Ry raiko ô, na zavatra miavaka be aza ve no nasain’ilay mpaminany nataonao, dia tsy ho nataonao? Koa mainka fa izay hoe ‘Mandroa, dia hadio ianao’?”
-