-
2 Mpanjaka 5:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy i Namàna tamin’ny farany: “Raha izany àry, dia mba omeo tany avy amin’ity tany ity ny mpanomponao, dia tany zakan’ny ramole anankiroa. Tsy hanolotra fanatitra dorana na sorona ho an’ny andriamani-kafa intsony mantsy ny mpanomponao, fa ho an’i Jehovah ihany.
-