23 Dia hoy i Namàna: “Roa talenta alaina e!” Niangavy azy mafy+ i Namàna, dia nataony tao anaty kitapo roa ny volafotsy roa talenta sy ny akanjo vaovao roa. Nampitondrainy an’ireo mpanompony roa lahy ilay izy, ary nandeha teo alohan’i Gehazy izy ireo.