2 Mpanjaka 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nandeha niady tamin’ny Israely ny mpanjakan’i Syria tamin’izany.+ Niara-nidinika tamin’ny mpanompony izy ka niteny hoe: “Hitoby miaraka aminareo any ananona aho.”
8 Nandeha niady tamin’ny Israely ny mpanjakan’i Syria tamin’izany.+ Niara-nidinika tamin’ny mpanompony izy ka niteny hoe: “Hitoby miaraka aminareo any ananona aho.”