2 Mpanjaka 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nandefa hafatra ho an’ny olona tany amin’ilay toerana nolazain’ilay lehilahin’Andriamanitra àry ny mpanjakan’ny Israely. Nampitandrina azy foana i Elisa, ka tsy nankany amin’ireny toerana ireny izy. Imbetsaka* izany no nitranga.+
10 Nandefa hafatra ho an’ny olona tany amin’ilay toerana nolazain’ilay lehilahin’Andriamanitra àry ny mpanjakan’ny Israely. Nampitandrina azy foana i Elisa, ka tsy nankany amin’ireny toerana ireny izy. Imbetsaka* izany no nitranga.+