-
2 Mpanjaka 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rehefa nifoha maraina ny mpanompon’ilay lehilahin’Andriamanitra ka nankeo ivelany, dia nahita tafika nanodidina ny tanàna niaraka tamin’ny soavaly sy kalesy fitondra miady. Tonga dia nilaza ilay mpanompo hoe: “Loza ity, tompoko! Inona no hataontsika?”
-