2 Mpanjaka 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanao fanasambe ho an’izy ireo àry izy, ka nihinana sy nisotro izy ireo, dia nalefany niverina tany amin’ny tompony. Koa tsy nankany amin’ny tanin’ny Israely intsony ny Syrianina mpandroba,+ na indray mandeha aza.
23 Nanao fanasambe ho an’izy ireo àry izy, ka nihinana sy nisotro izy ireo, dia nalefany niverina tany amin’ny tompony. Koa tsy nankany amin’ny tanin’ny Israely intsony ny Syrianina mpandroba,+ na indray mandeha aza.