-
2 Mpanjaka 6:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia hoy izy: “Raha tsy manampy anao i Jehovah, dia aiza aho no tadiavinao hangataka fanampiana ho anao? Any am-pamoloana ve? Sa any amin’ny toerana famiazam-boaloboka? Sa any amin’ny toerana fanaovana menaka?”
-