2 Dia niteny tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra ny manamboninahitra lefitra natokisan’ny mpanjaka hoe: “Izany ve dia ho tanteraka, na dia hosokafan’i Jehovah aza ny vavahadin-drano eny amin’ny lanitra?”+ Hoy àry i Elisa: “Ho hitan’ny masonao izany,+ nefa tsy hihinana amin’izany ianao.”+