2 Mpanjaka 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy boka efatra teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ny tanàna.+ Nifampiresaka izy ireo hoe: “Fa maninona isika no hipetra-potsiny eto mandra-pahafatintsika?
3 Nisy boka efatra teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ny tanàna.+ Nifampiresaka izy ireo hoe: “Fa maninona isika no hipetra-potsiny eto mandra-pahafatintsika?