-
2 Mpanjaka 7:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Koa nanaraka an’ireo Syrianina hatrany Jordana izy ireo. Ary ny lalana rehetra, dia feno akanjo sy fitaovana narian’ny Syrianina tamin’izy ireo nikoropaka nandositra. Dia niverina nitantara an’izany tamin’ny mpanjaka ireo olona nirahiny.
-