2 Mpanjaka 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia narahin’ilay vehivavy ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka nandeha nipetraka fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistinina+ izy sy ny ankohonany.
2 Dia narahin’ilay vehivavy ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka nandeha nipetraka fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistinina+ izy sy ny ankohonany.