-
2 Mpanjaka 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nanontanian’ny mpanjaka àry ilay vehivavy, ka notantarainy taminy izay nitranga. Dia nisy tandapa anankiray nasain’ny mpanjaka nanampy an’ilay vehivavy. Hoy ny mpanjaka tamin’ilay tandapa: “Avereno aminy daholo izay azy sy izay vokatra rehetra avy tamin’ny taniny, nanomboka tamin’ny andro nialany teto ka hatramin’izao.”
-