2 Mpanjaka 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niala teo amin’i Elisa izy ka niverina tany amin’ny tompony. Ary hoy ny tompony taminy: “Inona no notenenin’i Elisa taminao?” Dia hoy ny navaliny: “Nilaza tamiko izy hoe tena ho sitrana ianao.”+
14 Dia niala teo amin’i Elisa izy ka niverina tany amin’ny tompony. Ary hoy ny tompony taminy: “Inona no notenenin’i Elisa taminao?” Dia hoy ny navaliny: “Nilaza tamiko izy hoe tena ho sitrana ianao.”+