2 Mpanjaka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely+ izy. Hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba no nataony,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no lasa vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ foana izy.
18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely+ izy. Hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba no nataony,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no lasa vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ foana izy.