2 Mpanjaka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny Joda, noho ny amin’i Davida mpanompony.+ Efa nampanantena azy mantsy izy hoe hanome jiro*+ ho azy sy ny taranany foana.
19 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny Joda, noho ny amin’i Davida mpanompony.+ Efa nampanantena azy mantsy izy hoe hanome jiro*+ ho azy sy ny taranany foana.