-
2 Mpanjaka 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nankany Zaira niaraka tamin’ny kalesiny rehetra àry i Jorama. Dia nohodidinin’ny Edomita izy sy ny lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy. Nifoha anefa izy tamin’ny alina, ka resiny izy ireo. Ary nandositra tany amin’ny tranolainy ny miaramila.
-