2 Mpanjaka 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nantsoin’i Elisa mpaminany ny iray tamin’ireo zanaky ny mpaminany, ka nilazany hoe: “Sikino ny akanjonao, ary ento haingana ity jaogy kely misy menaka ity, dia mandehana any Ramota-gileada.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:1 Fandalinana, Boky 1,
9 Nantsoin’i Elisa mpaminany ny iray tamin’ireo zanaky ny mpaminany, ka nilazany hoe: “Sikino ny akanjonao, ary ento haingana ity jaogy kely misy menaka ity, dia mandehana any Ramota-gileada.+