2 Mpanjaka 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa tonga any ianao, dia tadiavo i Jeho+ zanak’i Josafata zanak’i Nimsy. Ary mankanesa ao aminy, ka antsoy hiala kely eo amin’ireo rahalahiny izy, ary ento ao amin’ny efitra anatiny indrindra.
2 Rehefa tonga any ianao, dia tadiavo i Jeho+ zanak’i Josafata zanak’i Nimsy. Ary mankanesa ao aminy, ka antsoy hiala kely eo amin’ireo rahalahiny izy, ary ento ao amin’ny efitra anatiny indrindra.