-
2 Mpanjaka 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Rehefa niverina teo amin’ireo mpanompon’ny tompony i Jeho, dia nanontanian’izy ireo hoe: “Misy olana angaha? Inona no nitadiavan’iny adala iny anao?” Dia namaly izy hoe: “Efa hainareo ihany ny lehilahy hoatr’ireny sy ny zavatra resahiny e!”
-