2 Mpanjaka 9:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nentin’ny mpanompony tamin’ny kalesy ho any Jerosalema izy, ka nalevin’izy ireo tao am-pasany any amin’izay nisy an’ireo razambeny, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:28 Fandalinana, Boky 1,
28 Dia nentin’ny mpanompony tamin’ny kalesy ho any Jerosalema izy, ka nalevin’izy ireo tao am-pasany any amin’izay nisy an’ireo razambeny, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+