2 Mpanjaka 9:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho, ka henon’i Jezebela+ izany. Nanao manjamaso mainty àry izy, sady namboariny ny volony. Dia nitazana teo am-baravarankely izy. 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:30 ijwbq lahatsoratra 131 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:30 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 131 Fandalinana,
30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho, ka henon’i Jezebela+ izany. Nanao manjamaso mainty àry izy, sady namboariny ny volony. Dia nitazana teo am-baravarankely izy.