2 Mpanjaka 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa niteny avy hatrany i Jeho hoe: “Ataovy sambo-belona ireo!” Dia nosamborin’izy ireo izy 42 lahy, ka novonoiny teo amin’ny lavaka fanangonan-drano teo amin’ilay trano fanetezana ondry. Ary tsy nasiany niangana izy ireo na iray aza.+
14 Koa niteny avy hatrany i Jeho hoe: “Ataovy sambo-belona ireo!” Dia nosamborin’izy ireo izy 42 lahy, ka novonoiny teo amin’ny lavaka fanangonan-drano teo amin’ilay trano fanetezana ondry. Ary tsy nasiany niangana izy ireo na iray aza.+