-
2 Mpanjaka 10:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Farany, dia niditra izy ireo mba hanao sorona sy fanatitra dorana. Nasian’i Jeho 80 lahy niandry tany ivelany, ary hoy izy tamin’izy ireo: “Raha misy tafatsoaka ireo lehilahy natolotro eo an-tananareo ireo, dia ny ainareo no ho solon’ny ainy.”
-