2 Mpanjaka 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 nanomboka teo Jordana no ho miantsinanana sy Gileada manontolo, izany hoe ny tanin’ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita.+ Anisan’izany ny faritra nanomboka tany Aroera, any akaikin’ny Lohasahan’i* Arnona, hatrany Gileada sy Basana.+
33 nanomboka teo Jordana no ho miantsinanana sy Gileada manontolo, izany hoe ny tanin’ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita.+ Anisan’izany ny faritra nanomboka tany Aroera, any akaikin’ny Lohasahan’i* Arnona, hatrany Gileada sy Basana.+