2 Mpanjaka 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny toerana fidiran’ny soavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny toerana fidiran’ny soavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka.+