18 Nankany amin’ny tranon’i Bala ny vahoaka manontolo taorian’izay, ka narodan’izy ireo ny alitarany+ ary nopotipotehiny tanteraka ny sariny.+ Novonoin’izy ireo teo anoloan’ny alitara koa i Matana mpisoron’i Bala.+
Dia nanendry mpiandraikitra hikarakara ny tranon’i Jehovah+ ny mpisorona.