2 Mpanjaka 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba+ izy io.
12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba+ izy io.