2 Mpanjaka 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nomen’izy ireo an’ireo voatendry hiandraikitra an’ilay asa tao an-tranon’i Jehovah ny vola efa voaisa. Izy ireny indray avy eo no nandoa ny karaman’ny mpandrafitra sy ny mpanao trano, izay niasa tao an-tranon’i Jehovah,+
11 Nomen’izy ireo an’ireo voatendry hiandraikitra an’ilay asa tao an-tranon’i Jehovah ny vola efa voaisa. Izy ireny indray avy eo no nandoa ny karaman’ny mpandrafitra sy ny mpanao trano, izay niasa tao an-tranon’i Jehovah,+