21 Nisy olona nandevina lehilahy iray tamin’izay, ary nahatazana an’ireo mpandroba izy ireo. Tonga dia natsipiny haingana tao amin’ilay toerana nandevenana an’i Elisa ilay faty, dia lasa izy ireo nitsoaka. Rehefa nahakasika ny taolan’i Elisa ilay faty, dia velona+ ka nijoro.