2 Mpanjaka 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsara fanahy tamin’izy ireo sy niantra azy anefa i Jehovah+ ka nikarakara azy ireo, noho ny fifanekena nataony tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba.+ Tsy tiany ho ringana izy ireo, ka tsy nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany hatramin’izao.
23 Tsara fanahy tamin’izy ireo sy niantra azy anefa i Jehovah+ ka nikarakara azy ireo, noho ny fifanekena nataony tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba.+ Tsy tiany ho ringana izy ireo, ka tsy nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany hatramin’izao.