2 Mpanjaka 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Amazia, saingy tsy toy ny nataon’i Davida+ razambeny. Hoatran’izay rehetra nataon’i Joasy rainy no nataony.+
3 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Amazia, saingy tsy toy ny nataon’i Davida+ razambeny. Hoatran’izay rehetra nataon’i Joasy rainy no nataony.+