2 Mpanjaka 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nandresy an’i Edoma ianao,+ ka lasa nirehareha ny fonao. Mifalia amin’ny voninahitrao, saingy mijanòna ihany ao an-tranonao.* Maninona ianao no mitady loza ka tianao ho resy miaraka aminao ny Joda?”
10 Nandresy an’i Edoma ianao,+ ka lasa nirehareha ny fonao. Mifalia amin’ny voninahitrao, saingy mijanòna ihany ao an-tranonao.* Maninona ianao no mitady loza ka tianao ho resy miaraka aminao ny Joda?”