2 Mpanjaka 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Joasy ka nalevina tany Samaria,+ tany amin’izay nisy ny mpanjakan’ny Israely. Ary i Jeroboama*+ zanany no nanjaka nandimby azy.
16 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Joasy ka nalevina tany Samaria,+ tany amin’izay nisy ny mpanjakan’ny Israely. Ary i Jeroboama*+ zanany no nanjaka nandimby azy.