2 Mpanjaka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’ny taona faha-15 nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary nanjaka 41 taona izy. 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:23 si 153 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:23 “Soratra Rehetra,” p. 153
23 Tamin’ny taona faha-15 nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary nanjaka 41 taona izy.