2 Mpanjaka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa hitan’i Jehovah hoe tena mangidy ny fahoriana nanjo ny Israely.+ Tsy nisy olona tavela mba hanampy ny Israely. Na ireo tsy nisy mpiaro sy ireo osa aza tsy nisy tavela.
26 Fa hitan’i Jehovah hoe tena mangidy ny fahoriana nanjo ny Israely.+ Tsy nisy olona tavela mba hanampy ny Israely. Na ireo tsy nisy mpiaro sy ireo osa aza tsy nisy tavela.