2 Mpanjaka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Efa nampanantena anefa i Jehovah fa tsy hanafoana ny anaran’ny Israely tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra.+ Novonjeny tamin’ny alalan’i Jeroboama zanak’i Joasy àry izy ireo.+
27 Efa nampanantena anefa i Jehovah fa tsy hanafoana ny anaran’ny Israely tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra.+ Novonjeny tamin’ny alalan’i Jeroboama zanak’i Joasy àry izy ireo.+