2 Mpanjaka 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Azaria,+ ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
7 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Azaria,+ ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.